Taninketsa ho tsangambato
Taninketsa ho tsangambato Ry havana malala ao amin’ny Tompo. Nohon’ny fahasoavan’Andriamanitra sy ny asany mahagaga dia am-pifaliana lehibe no anambaranay Sampana Antoko Mphira fa tafatsangana tamin’ny 18 oktobra lasa teo ny Zana-tsampana nomena ny anarana hoe TANINKETSA. Ny fototra ijoroan’izany Zana-tsampana izany dia fampianarana mihira ho an’ireo ankizy sy tanoran’ny fiangonantsika 7 ka hatramin’ny 25 …