Taninketsa ho tsangambato

Ry havana malala ao amin’ny Tompo.

Nohon’ny fahasoavan’Andriamanitra sy ny asany mahagaga dia am-pifaliana lehibe no anambaranay Sampana Antoko Mphira fa tafatsangana tamin’ny 18 oktobra lasa teo ny Zana-tsampana nomena ny anarana hoe TANINKETSA. 

Ny fototra ijoroan’izany Zana-tsampana izany dia fampianarana mihira ho an’ireo ankizy sy tanoran’ny fiangonantsika 7 ka hatramin’ny 25 taona ho fanomanana ny ho avin’ny Antoko Mphira Vatofehizoro.

Ho anareo izay mila fanampim-panazavàna dia aza misalasala manatona ny biraon’ny Sampana Antoko Mphira.

Ho voninahitr’Andriamanitra irery ihany.
Ny Antoko Mpihira Vatofehizoro

 

 

Frères et Soeurs en Christ,

Par la Grâce le Dieu, la Chorale Vatofehizoro a le plaisir de vous annoncer l’existence de la sous-section TANINKETSA, depuis le Dimanche 18 Octobre dernier. 

Le but de cette sous-section est d’introduire nos enfants et nos jeunes de 7 à 25 ans au chant et à la louange, et de préparer en amont le futur de notre chorale. 

Si vous souhaitez avoir plus d’informations sur le sujet, n’hésitez pas à contacter les responsables. 

A Dieu seul la gloire. 
La Chorale Vatofehizoro.