Dimanche des Femmes Chrétiennes de l'Église

Dimanche svk 2016 fpma vatofehizoro

Le Culte du 18 septembre a été consacré à la section des femmes (SVK) de la Paroisse. Il a été officié par la présidente de la SVK, Voahangy RAKOTOMALALA.

Les membres de la section ont entonné ensemble la chansond du groupe Ny Mpitory "Omeo ahy", prière pour demander au Seigneur Son pardon ainsi qu'un cœur pur pour Le servir.

Encourageons les Femmes dans la voie que le Seigneur a tracé pour elles, et portons en prière leurs actions, afin que la Gloire du Christ rayonne dans tout ce qu'elles entreprennent.
Que toutes les femmes annoncent l’Évangile autour d'elles et à travers elles par leur amour, leur bonté et leur dévotion pour l'Eglise. Amen !

FPMA Vatofehizoro
Drapeau francais


Natokana ho an'ny Sampana Vehivavy Krisitiana eto amin'ny fiangonana ny alahady faha-18 septambra.

Voahangy RAKOTOMALALA, filohanny SVK no nitarika ny fotoana ary nihira ny hiran' Ny Mpitory "Omeo ahy" ny mpikambana rehetra ny sampana, vavaka fangatahana ny Tompo famela-keloka sy fo madio hanompoina Azy.

Mampahery ny Vehivavy rehetra amin'ny làlana nomen'ny Tompo azy ary mitrotro am-bavaka ireo asany mba hamirapiratra amin'ny zavatra tanterainy ny voninahitr'Andriamanitra.
Aoka ny Vehivavy hitory ny Filazan-tsara manodidina azy ary avy amin'azy amin'ny fitiavany sy ny hatsaram-panahiny ary ny fanolora tenany ao amin'ny fiangonana. Amen !

FPMA Vatofehizoro
Drapeau malgache

Ajouter un commentaire