Élection des Diacres 2017-2019

Le dimanche 23 octobre 2016, 15 Diacres parmi les 24 candidats ont été élus par l'assemblée paroissiale de la FPMA Vatofehizoro.

Pour l'occasion, des représentants de la région centre-est ont fait le déplacement et ont assisté au Culte puis au déroulement de l'élection.

Les confirmés, qui se sont inscrits sur la liste électorale et ont été présents, ont voté pour les Diacres dont les noms sont les suivants :

  1. ANDRIANARIVELO Lie
  2. RAHARIJAONA Tsanta
  3. RAKOTONIAINA Narisoa
  4. RAKOTINIRINA Dina
  5. RAMAHOLISON Hasina
  6. RAMAROMANANA Malala
  7. RAMAROMANANA Zakaina
  8. RANARIVELO Nary
  9. RANDREZASON Volatiana
  10. RANJALAHY Olivier
  11. RANJALAHY Séverine
  12. RASAMIMANANA Olivier
  13. RASAMIMANANA Tantely
  14. RAZAFIMANDIMBY Rojo
  15. RAZAFINIARIVO Lanto

Ces nouveaux diacres se sont ensuite réunis pour élire à leur tour, les membres du bureau paroissiale qui dirigera la FPMA VATOFEHIZORO pour les 2 ans à venir :

  • Président : RAKOTONIAINA Narisoa
  • Vice-président : RAMAROMANANA Zakaina
  • Gestionnaire : RANARIVELO Nary
  • Trésoriers :
    RAZAFINIARIVO Lanto
    RANJALAHY Olivier
  • Secrétaires :
    RASAMIMANANA Tantely
    RAKOTONIRINA Dina

L'église prie pour leurs futures missions, leur formation à venir ainsi que pour leur engagement dans ce travail.

À Dieu seul doit la Gloire !
FPMA Vatofehizoro

Drapeau francais

Notanterahina ny Alahady 23 Oktobra 2016 lasa teo ny fifidianana Diakona hiasa mandritra ny 2 taona eto amin'ny tafo VF.

Tonga nanatrika ny fifidianana tamin'izany ny Mpikambana ao amin'ny Biraon'ny FAFATS .

Ireto avy no anaran'izy 15 mianadahy voafidy tamin'izany :

  1. ANDRIANARIVELO Lie
  2. RAHARIJAONA Tsanta
  3. RAKOTONIAINA Narisoa
  4. RAKOTINIRINA Dina
  5. RAMAHOLISON Hasina
  6. RAMAROMANANA Malala
  7. RAMAROMANANA Zakaina
  8. RANARIVELO Nary
  9. RANDREZASON Volatiana
  10. RANJALAHY Olivier
  11. RANJALAHY Séverine
  12. RASAMIMANANA Olivier
  13. RASAMIMANANA Tantely
  14. RAZAFIMANDIMBY Rojo
  15. RAZAFINIARIVO Lanto

Taorian'ny nanambarana ny valin'ny fifidianana dia tonga dia nifidy ny Biraom-piangonana hitondra mandritra ny 2 taona ireo diakona 15 mianadahy voafidy ka toy izao ny mpikambana ao amin'izany Biraon'ny tafo vaovao izany :

  • Président : RAKOTONIAINA Narisoa
  • Vice-président : RAMAROMANANA Zakaina
  • Gestionnaire : RANARIVELO Nary
  • Trésoriers :
    RAZAFINIARIVO Lanto
    RANJALAHY Olivier
  • Secrétaires :
    RASAMIMANANA Tantely
    RAKOTONIRINA Dina

Mitrotro am-bavaka ho an’ny asa fanompoana ho an’ny fiangonana.

Dia ho an'andriamanitra irery ny voninahitra!

FPMA Vatofehizoro

Drapeau malgache