Dimanche STK, fpma vatofehizoro

STK FPMA VF NOVEMBRE 2016Dimanche 20 novembre 2016, dimanche que nous avons réservé à nos jeunes de la STK afin qu’ils louent et glorifient notre Seigneur avec tout leur talent !

Ce sont donc les membres qui ont officié le culte, et le Pasteur n’a pas manqué de s’adresser à eux dans la prédication, pour les fortifier dans leur mission de servir Dieu ; et de ne s’inquiéter de rien, Dieu se souvient de chacun de nous.

A la fin du culte, ces jeunes nous ont encore émerveillé par leur façon de louer Dieu à travers leurs origines, en interprétant la chanson « feno haravoana » suivie d’une danse de louange au folklore malgache !

Bravo à la STK et continuons nous aussi à les soutenir et à les porter en prière.

N’oublions pas de venir les encourager à leur spectacle le 03 décembre 2016.


A Dieu seul soit la gloire.
FPMA Vatofehizoro

Drapeau francais

Stk fpma vf 2016Ny Alahady 20 Novambra 2016 lasa teo no natokan'ny Fiangonana hitrotrona am-bavaka ny Sampana Tanora Kristiana amin'ny asa fitoriana izay ataon'izy ireo.

Koa ireo mpikamba ao amin’ny STK no nitarika ny fotoana, ary ny Mpitandrina no nitondra ny tenin'Andriamanitra.
Nivoitra tamin'ny toriteny izay nentin'ny Mpitandrina ny amin'ny asa fanompoana ary koa ny hoe tsy manadino antsika Andriamanitra .

Nialoha ny tso-drano dia nidera an'Andriamanitra tamin'ny alalan'ny hira FENO HARAVOANA narahina fihetsika nirindra VAKOKA MALAGASY ireto STK ireto ary dia feno hafaliana tokoa ny fiangonana tamin'izany hankanton'ny fiderana naseho izany .Tsapa ihany koa ny ezaka nataon'ireto zandry zanaka ireto tamin'ny alalan'ny fitafiana tena Malagasy.

Anjarantsika ny manohina sy mitondra am-bavaka azyireo. Aza adino koa ny manontrona sy mankahery azy ireto amin’ny fampisehoana hataony amin’ny Sabotsy 3 Desambra 2016.

Ho an’Andriamanitra irery ny Voninahitra.

FPMA Vatofehizoro
Drapeau malgache

Ajouter un commentaire