Fête des pères FPMA Vatofehizoro

Sekoly alahady fete des peres 2016 fpma vatofehizoro

"Je ferai de toi une grande nation, et Je te bénirai; Je rendrai ton nom grand, et tu seras une source de bénédiction" Genèse 12:2

Après la fête des mères, c'est au tour des pères d'être honoré !

Le dimanche 19 juin, les enfants de l'école de dimanche ont souhaité la fête des pères.

Des poèmes touchants et le titre "Mon Papa [Dieu] est fidèle - je suis dans la joie" ont été adressés à tous les papas présents dans la paroisse. Ils ont été gâtés par nos "jeunes-pousses" qui leur ont offert des stylos estampillés d'un verset biblique ainsi qu'une carte.

Suite à la prestation des enfants, un papa de l'Église s'est levé pour les remercier au nom de tous les papas touchés par cette attention d'amour.

La Pasteure Hanta RAVELOARIMANGA qui a officié le Culte, a prié pour notre Pasteur Solo ANDRIANOMENJANAHARY, père spirituel de la paroisse et pour tous les pères. À travers sa prière, elle a demandé à ce que chaque papa puisse avoir la force, la sagesse, la paix et la joie dans leur rôle de "Chef de famille" et être des sources de bénédiction dans leur vie quotidienne ainsi que dans l'oeuvre pour le royaume de Dieu. Elle a également eu une pensée pour toutes les personnes qui n'ont plus de "papa terrestre", mais peuvent compter sur le Père céleste, notre Dieu Puissant.
Remercions le Seigneur pour les papas. Que Dieu les bénisse !
A Dieu seul la gloire

FPMA Vatofehizoro
Drapeau francais


"Dia hahatonga anao ho firenena lehibe Aho sady hitahy anao sy hahalehibe ny anaranao; ary ho fitahiana tokoa ianao..." Genesisy 12:2


Taorian'ny fetin'ny Reny dia nakalaza ny fetin'ny Ray ihany koa ny Fiangonana ny Alahady 19 Jona lasa teo.


Tamin'ny alalan'ny tononkalo sy hira no nanehoan'ireto zandry zanaka ao amin'ny sekoly alahady ny fiarahabany ny Raim-pianakaviana ary fanampin'izany dia nanolotra Penina izay misy an-dalana soratra masina ihany koa izy.


Nisy Raim-pianakaviana iray nandray fitenenana nisolo tena ny rehetra nisaotra ireto zandry zanaka ireto ary dia nofaranany tamin'ny tenin'Andriamanitra ny fandraisany fitenenana hoe "tsy misy hafaliana mihoatra izao amiko dia ny ahafantarako fa mandeha araka ny sitrapon'Andriamanitra ny zanako...


Ny Mpitandrina Hanta Raveloarimanga no nitarika sy nitondra ny tenin'Andriamanitra tamin'izany ary teo amin'ny vavaka fisaorana sy fangatahana no nitondrana am-bavaka ny Ray rehetra indrindra ny mpitandrina Solo Andrianomenjanahary.

Ho an'Andriaminitra irery ny voninahitra !

Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany.


FPMA Vatofehizoro
Drapeau malgache



Ajouter un commentaire