Retraite spirituelle FPMA VF du 11-12 juin

« Moi et ma famille nos servirons l’Éternel » Josué 24 :15

Img 6825 Plus de 120 personnes se sont données rendez-vous le samedi 11 juin à Parigné-L’Évêque pour la retraite spirituelle organisée par la paroisse. Sur une période de 2 jours, ce fût l’occasion de se ressourcer, tant spirituellement que physiquement.

Jusqu’à 15h tout le monde a pu s’approprier les lieux et s'amuser ; petits et grands ont trouvé leur plaisir. Entre barbecue, ping-pong, billard et piscine, et ce malgré la météo, personne n’a eu le temps de s’ennuyer.

L’après-midi a été consacré à l’enseignement donné par le Révérend Dr Jean RAVALITERA, président de la FPMA, sur les 7 fondements du service au Seigneur, soit :

  • l’écoute (écouter)
  • le regard (considérer, examiner, avoir soin)
  • la lecture
  • la parole (dire, parler, ordonner, penser)
  • croire (foi)
  • l'amour (confiance)
  • la prédication
Après le repas du soir, l’Église a été divisée en 4 groupes afin de préparer une brève prestation pour résumer l’enseignement apporté par le Révérend RAVALITERA. Par la suite, un film évoquant le rôle du père dans le foyer (relatif au thème de la retraite) a été projeté.

Le dimanche matin, après un temps consacré aux témoignages et aux actes de délivrance, Pasteur Solo ANDRIANOMENJANAHARY a développé le thème du film en faisant référence aux versets dans Éphesiens 5 : 22-28 et résumant le film projeté la veille.

Le Culte dominical est resté dans le même sujet pour renforcer davantage notre instruction, afin de servir au mieux le Seigneur en famille.

Ce week-end fût riche en enseignement et en partage, et la fraternité qui unit notre paroisse a été renforcée.

Plusieurs personnes ont proposé que la retraite spirituelle 2017 soit organisée sur 3 jours.

Frères et sœurs en Christ, le Seigneur attend de nous que nous Le servions de tout notre cœur. Puisque nous savons désormais comment Le servir, attelons-nous à la tâche pour Sa seule gloire.

A Dieu seul la gloire

FPMA Vatofehizoro
Drapeau francais













« Izaho sy ny ankohonako kosa dia hanompo an'i Jehovah i zahay » Josoa 24 : 15

Img 6815 Niatrika ny lasy fanaony isan-taona ny fpma vatofehizoro ka tany Parigné-L’Évêque. Vahoaka an'Andriamanitra 127 no niatrika izany lasy izany.Nisinda kely nandritra ny roa andro ny fiangonana niara-nadinika io soratra masina voalaza ao amin'ny Bokin'i Josoa io.

Tetsy an-daniny koa anefa dia nisy ihany koa fialana voly notanterahina toy ny ping-pong sy ny billard -baby foot-volley ary ny filomanosana izay noravahina tamin'ny tonotono hena. Koa na somary ratsy aza ny andro dia samy afaka nifaly na ny lehibe na ny kely.

Ny Asabotsy hariva dia ny Ray aman-dReny Dr Jean RAVALITERA, filohan’ny FPMA,no nitondra ny fampianarana ka novelabelariny tamin'izany ny fototra 7 ny asa fanompona, dia ny :

  • Mihaino
  • Mijery
  • Mamaky
  • Miteny
  • Mino
  • Mitia
  • Mitory
Tao aorian'ny sakafo hariva dia nizara sokajy 4 ny Fiangonana ka samy niezaka namorona tantara kely avy netina namintinana ny lesona nentin'ny Ray aman-dReny ampanahy avy eo kosa dia nijery horonan-tsary momban'ny anjara toeran'ny Raim-pianakaviana eo anivon'ny tokatrano ny rehetra izay nifanindry tanteraka tamin'ny loha-hevitra nodinihina nandritra ny lasy.

Ny alahady maraina kosa dia nisy ny maraim-baovao izay narahina fijoroana vavolombelona tamin'ny asa mahagaga naton'ny tompo Jesosy tamin'ny tsirairay ary nofaranana tamin'ny asa sy fampaherezana.

Taorian'ny sakafo maraina ny Alahady dia ny mpitandrina Solo ANDRIANOMENJANAHARY no namelabelatra ny tenin'ny Soratra Masina ao amin'ny Efesiana 15 :22-28. ary namintina ihany koa izy momba ny horonan-tsary izay nojerana ny Asabotsy alina. Tamin'ny 10 ora sy sasany dia niroso tamin'ny fanompoam-pivavahana ny fiangonana ary ny tenin'Andriamanitra noraisina tamin'izany dia mbola nanamafy tanteraka ny loha hevitra nofinidy.

Raha atao bango tokana ety am-pamaranana dia tsapa fa tsy miova ny Tompo Jesosy mbola manan-kambara amintsika mandrakariva izy ary mbola miantso ny tsirairay hatrany mba hamatraka azy ho loha laharana amin'izay rehetra atao ary indrindra ihany koa hifankatia eo anivon'ny fianakavina sy ny olona rehetra manodidina.

Nisongadina ihany koa ny firaisan-tsaina sy fifankatiavana teo amin'ny Fiangonana manontolo ary nivoitra tamin'ny maro ny soson-kevitra manao hoe tsara raha toa ka mba 3 andro no hanatanterahina ny lasin'ny Fiangonana amin'ny 2017.

Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany.

FPMA Vatofehizoro
Drapeau malgache


Ajouter un commentaire