Sportil 2016

Sportiliy 2016 À l'occasion de la 20ème édition sportil, la STK Vatofehizoro s'est donnée rendez-vous le samedi 7 mai au Gymnase de la Haute Maison à Champs-sur-Marne, pour affronter d'autres équipes dans des tournois de volley et de football.

9 personnes dans l'équipe de volley et 14 au foot, tous âges confondus, ont participé à cette journée sportive. Tout cela dans un esprit de joie et de fraternité.

FPMA Vatofehizoro
Drapeau francais







Sportily 2016 1 Nankalaza ny tsingerin-taona faha 20 ny Sportily tamin'ny Asabotsy faha 7 Mey 2016 lasa teo izay natao tao amin'ny Gymnase de la Haute Maison teny Champs-sur-Marne boriboritany faha 77.

Nandray anjara navitrika tamin'izany ny STK teto amintsika tamin'ny alalan'ny Volley sy foot.

Miisa 9 no nandray anjara tamin'ny volley ary 14 kosa teo amin'ny foot, marihina fa tsy noferana ny sokajin-taona ka dia afaka nandray anjara avokoa ny rehetra tamin'izany hetsika ara-panatanjahantena izany. Hita sy tsapa fa tamin'ny fifaliana sy firahalahiana tanteraka no nizoran'izany hetsika Sportily izany.

FPMA Vatofehizoro
Drapeau malgache