Consécration des nouveaux diacres 2019-2020

Alahady Taom-baovao 6 Janoary 2019

Notanterahina ny Alahady 6 Janoary 2019 lasa teo ny fandraisan-tanana ireo Diakona 14 hiasa mandritra ny 2 taona eto amin’ny Tafo Vatofehizoro sy ny fametrahana ihany koa ny Biraon’ny Fiangonana vaovao izay hitondra ary ireo mpiandraikitra rehetra amin’ny Sampana sy ireo mpampianatra Sekoly Alahady

Ny perikopa izay efa voalahatra Matio toko faha 2 andininy 1 ka hatramin’ny faha 12 no tenin’Andriamanitra novoabohasan’ny Mpitandrina tamin’izany « ny fisehoan’ i Kristy amin’ny jentilisa »

Koa dia mampahery ireo mpiasan’ny Tompo ireo izahay fa hoy ny toky omen’ilay mahay ny zavatra rehetra satria fantatrareo fa tsy foana tsy akory ny fikelezanareo aina ao amin’ny Tompo ( I Kor 15 : 58)

Dimanche du nouvel an 6 Janvier 2019

Ce Dimanche 6 Janvier 2019 a eu lieu la consécration des 14 diacres qui vont servir à la FPMA Vatofehizoro pendant les deux prochaines années, et aussi la mise en place du nouveau bureau de l’église, les responsables des sections et les moniteurs de l’école de dimanche.

A l’occasion, le pasteur a enseigné sur la manière dont Jésus se montre envers les païens, tiré dans Matthieu 2:1-12.

Bon courage à ces serviteurs de Dieu. Celui qui a créé toute chose a promis dans Sa Parole : “Ainsi, mes frères bien-aimés, soyez fermes, inébranlables, travaillant de mieux en mieux à l’oeuvre du Seigneur, sachant que votre travail ne sera pas vain dans le Seigneur” (1 Corinthiens 15:58)