Svk novembre 2017

DIMANCHE SVK FPMA VATOFEHIZORO 2017

La grâce est trompeuse, et la beauté est vaine ; La femme qui craint l’Éternel est celle qui sera louée. [ Proverbes 31.30]

La grâce est trompeuse, et la beauté est vaine ; La femme qui craint l’Éternel est celle qui sera louée. [ Proverbes 31.30]

En ce 19 novembre 2017, ce sont nos femmes de la SVK qui ont officié le culte pour ce dimanche qui leur est consacré.

Un culte qui était bien à leur image, avec de grandes décorations florales dans la salle et devant l’autel, mais aussi des nœuds de couleur bordeaux sur les chaises, en accord avec leurs tenues.

A travers sa prédication, le Pasteur a aussi rappelé la place importante de la femme dans son foyer et où résidait sa véritable beauté : la crainte du Seigneur et l’accomplissement de Sa volonté.

En cette journée spéciale, la SVK nous a fait découvrir toutes les activités qu’elles entreprenaient, que ce soit au niveau paroissial, régional ou national ; la SVK est réellement une section vivante de notre Eglise, bien investie dans la mission que Dieu lui a confié.

A l’issu du culte, et avec la collaboration de la commission sociale, la section a offert à toutes les femmes présentes qu’elle soit mère de famille ou pas encore, un petit « sac bien-être » composé de quelques produits de beauté.

Pour les soutenir dans leurs activités, les paroissiens sont ensuite venus acheter les barquettes (sucré/salé) proposées par la SVK.

Continuons encore de les soutenir à travers nos prières, nos dons et notre collaboration.

Et à Dieu seul revient la gloire.

FPMA Vatofehizoro



Drapeau francais


« Fitaka ny fahatsaram-bika, ary zava-poana ny fahatsaran-tarehy; Fa ny vehivavy matahotra an’i Jehovah ihany no hoderaina » Ohabolana 31:30

Ny Alahady 19 Novambra 2017 lasa teo dia notarihin’ny andriambavilanitry ny SVK ny fotoam-pivavahana, izay natokana manokana ho azy ireo.

Noravahana voninkazo tsara tarehy ny tranom-pivavahana, nasiana noeuds mitovy loko amin’ny fanamian’izy ireo ny seza mba hampiavaka io fotoana io.

Nampahatsiahivin’ny Mpitandrina tamin’ny alalan’ny toriteny fa ny fatahorana an’Andriamanitra sy ny fanaovana ny Sitrapony no itoeran’ny tena hatsarana. Noresahany ihany koa ny lanjan’ny vehivavy ao anatin’ny tokan-tranony.

Tamin’io fotoana manokana io koa dia nampahafantarin’ny SVK ny vahoakan’Andriamanitra ny asa ataon’izy ireo na ao am-piangonana izany, na any amin’ny faritany, na any amin’ny ambaratonga nasionaly.

Sampana velona ao amin’ny FPMA Vatofehizoro, mihary ny asa fitoriana izay efa nampanantsoin’ny Tompo azy ireo ny SVK.

Tao aorian’ny fotoam-pivavahana dia nanolotra « sac bien-être » misy « produits de beauté » isan-karazany izy ireo (nampian’ny vaomiera sosialy), ho an’ny vehivavy rehetra izay tonga nanatrika.

Farany, nisy ny fivarotana tsakitsaky mamy/masira nokarakarain’ny SVK, mba hanohanana azy amin’ny asa izay mbola miandry azy.

Aoka ho tohizantsika hatrany ny fanohanana ny SVK amin’ny alalan’ny fitondrana am-bavaka, ny fanomezana, sy ny fanampiana azontsika atao.

Ho an’Andriamanitra irery ny Voninahitra


FPMA Vatofehizoro

Drapeau malgache

SVK