Sakafo Malagasy SVK FPMA Vatofehizoro

Svk 0309 4

Ouvert du mardi au samedi

de 12h à 15h30 et de 19h à 23h

- Tél 09 83 03 75 33

 

« Na inona na inona tianareo hataon’ny olona aminareo, dia mba ataovy aminy kosa tahaka izany »Matio 7 : 12

Sampana Vehivavy Kristianina FPMA Vatofehizoro

Dia manolotra anareo sakafo malagasy (plat + dessert )ao amin’ny Marianina Restauration, azonao aleha

Manomboka ny 15 febroary 2016 ka hatramin’ny 15 jona 2016

 

Marianina Restauration 88 rue Blanche, 75009 Paris France